Tratry ny asaramanitra 26 Juin 2021 – Dave Rabaraona

  • Post category:Actu / Club1808
Lire la vidéo

🇲🇬🇲🇬🇲🇬 2️⃣6️⃣ Juin 2️⃣0️⃣2️⃣1️⃣ – Fête de l’Indépendance / Andro Asaramanitra ho an’ny Fahaleovantena.

🎶 Tahionao ry Zanahary
‘Ty Nosindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra.
He ! Sambatra tokoa izahay !

Bénis, ô Dieu Créateur,
Cette Ile de nos ancêtres
Dans la joie et le bonheur.
O ! Réel sera notre bien-être !

✅ Fotoana tsy manan-tsahala iarahantsika mianakavy,
✅ Zoky, Zandry, manerantany zanakin’ny Firenena
✅ Sangan’ny lafivalon’ny Nosy hanasoa ny ho avy
✅ Ny asa sy ny firaisankinantsika no tena harena
✅ Atambaro amin’izay ny vina miandahy miambavy.