Célébration « TENINTSIKA »

Parisy, voalohan’ny volana jona 2022 Tompoko, Ao anatin’ny fitohizan’ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny tenindreny izay marihina ny 21 febroary, toy ny isan-taona, ny Akademia malagasy dia manokana ny volana jona manontolo ho fanandratana manokana ny teny Malagasy amin’ny alalan’ny lohahevitra maro samihafa. « Ny hasin’ny teny malagasy eto…

0 commentaire